Psalms 80:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nanaloka ny tendrombohitra ny alokalony ary nanaloka ny sederan’Andriamanitra ny sampany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataonao malalaka ny fitoerana eo anoloany, dia namàka lalina sy nameno ny tany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nodiovinao ny tany teo anoloany, koa namaka lalina izy ary nameno ny tany.
Malagasy Bible 1865
Nanaloka ny tendrombohitra ny alokalony, ary ny sampany nanaloka ny sedera andrian-kazo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nanaloka ny tendrombohitra ny alokalony ary nanaloka ny sederan’Andriamanitra ny sampany.
malagasy
Nanaloka ny tendrombohitra ny alokalony, ary ny sampany nanaloka ny sedera andrian-kazo.[Heb: sederan'Andriamanitra]