Psalms 80:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampisandrahaka ny rantsany hatramin’ny ranomasina izy ary ny sakeliny hatramin’ny ony Eofrata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nanarona ny tendrombohitra ny alokalony, nanarona ny sederan’Andriamanitra ny sampany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny alokalony naharakotra ny tendrombohitra any atsimo ary ny rantsany nananika ny sedera goavana any Libano;
Malagasy Bible 1865
Nampisandrahaka ny rantsany hatramin'ny ranomasina izy, ary ny sakeliny hatramin'ny Ony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampisandrahaka ny rantsany hatramin’ny ranomasina izy ary ny sakeliny hatramin’ny ony Eofrata.
malagasy
Nampisandrahaka ny rantsany hatramin'ny ranomasina izy, ary ny sakeliny hatramin'ny Ony.[Eofrata]