Psalms 80:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no noravanao ny fefiny ka anotazan’izay rehetra mandalo eny an-dalana izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nisandrahaka hatrany amin’ny Ranomasina ny rantsany, ary hatrany amin’ny Ony ny sakeliny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nampisandrahaka ny rantsany hatrany an-dranomasina any andrefana izy, ary nampihanaka ny sakeliny hatrany amin’ny ony any atsinanana.
Malagasy Bible 1865
Nahoana no noravànao ny fefiny ka anotazan'izay rehetra mandalo eny an-dalana izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no noravanao ny fefiny ka anotazan’izay rehetra mandalo eny an-dalana izy?
malagasy
Nahoana no noravànao ny fefiny ka anotazan'izay rehetra mandalo eny an-dalana izy?