Psalms 80:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lambo avy any an’ala dia mitrongy azy ary izay bibidia any an-tsaha no mandany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana no dia noravanao ny fefiny, ka izay mandalo rehetra, manimba azy avokoa?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana àry no dia noravanao ny fefy manodidina an’ilay voalobokao, ka mioty azy ny mpandalo rehetra?
Malagasy Bible 1865
Ny lambo avy any an'ala mitrongy azy; ary izay bibi-dia any an-tsaha mandàny azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lambo avy any an’ala dia mitrongy azy ary izay bibidia any an-tsaha no mandany azy.
malagasy
Ny lambo avy any an'ala mitrongy azy; ary izay bibi-dia any an-tsaha mandàny azy.