Psalms 80:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao ô, miverena! Tsinjovy avy any an-danitra ka jereo! Vangio ity voaloboka ity!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lambo avy any an’ala mandrapaka azy; ary ny biby any an-tsaha manao azy ho fihinany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manimba azy toa lambo avy any an’ala ireo ary tonga miraoka azy toa bibidia.
Malagasy Bible 1865
Ry Andriamanitry ny maro ô, miverena, ka tsilovy any an-danitra, ary jereo, ka vangio ity voaloboka ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao ô, miverena! Tsinjovy avy any an-danitra ka jereo! Vangio ity voaloboka ity!
malagasy
Ry Andriamanitry ny maro ô, miverena, ka tsilovy any an-danitra, ary jereo, ka vangio ity voaloboka ity.