Psalms 80:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Arovy izay nambolen’ny tananao ankavanana sy ny zanaka izay nampaherezinao ho Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Andriamanitry ny tafika, miverena, mitsinjova eny an-danitra, ary jereo, ka diniho ity voaloboka!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Andriamanitr’izao rehetra izao ô, mba miverena; tsinjovy avy any an-danitra ka jereo ary karakarao ilay voalobokao:
Malagasy Bible 1865
Arovy izay nambolen'ny tananao ankavanana sy ny zanaka izay nampaherezinao ho Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Arovy izay nambolen’ny tananao ankavanana sy ny zanaka izay nampaherezinao ho Anao.
malagasy
Arovy izay nambolen'ny tananao ankavanana sy ny zanaka izay nampaherezinao ho Anao.[Na: Dia]