Psalms 80:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ny tananao ho amin’ny lehilahy izay eo ankavananao, dia amin’ny zanak’olombelona izay nampaherezinao ho Anao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Main’ny afo izy, sady voakapa; levona avokoa izay handrinin’ny Tavanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ho levon’ny fandrahonanao ireo fahavalo nanjera sy nandoro!
Malagasy Bible 1865
Aoka ny tananao ho amin'ny lehilahin'ny tananao ankavanana, dia amin'ny zanak'olombelona izay nampaherezinao ho Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ny tananao ho amin’ny lehilahy izay eo ankavananao, dia amin’ny zanak’olombelona izay nampaherezinao ho Anao!
malagasy
Aoka ny tananao ho amin'ny lehilahin'ny tananao ankavanana, dia amin'ny zanak'olombelona izay nampaherezinao ho Anao.