Psalms 80:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tsy hihemotra hiala Aminao izahay. Velomy izahay dia hiantso ny anaranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ny tananao ho amin’ny olon’ny tananao ankavanana, amin’ny zanaky ny olona nofidinao ho Anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka homban’ny fiarovanao ilay vahoaka voafidinao, dia ilay firenena nohatanjahinao ho Anao!
Malagasy Bible 1865
Dia tsy hihemotra hiala aminao izahay; velomy izahay, dia hiantso ny anaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tsy hihemotra hiala Aminao izahay. Velomy izahay dia hiantso ny anaranao.
malagasy
Dia tsy hihemotra hiala aminao izahay; velomy izahay, dia hiantso ny anaranao.Ry Jehovah, Andriamanitry ny maro ô, ampodio izahay; ampamirapirato ny tavanao, ary aoka hovonjena Izahay.