Psalms 80:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao ô, ampodio izahay! Ampamirapirato ny tavanao mba ho voavonjy izahay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tsy hanohitra Anao intsony izahay; velomy indray izahay, dia hiantso ny Anaranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay dia tsy handao Anao intsony izahay; Ianao no hamelona anay indray ary hivavahanay.
Malagasy Bible 1865
Ry Jehovah, Andriamanitry ny maro ô, ampodio izahay; ampamirapirato ny tavanao, ary aoka hovonjena Izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao ô, ampodio izahay! Ampamirapirato ny tavanao mba ho voavonjy izahay!
malagasy
Ry Jehovah, Andriamanitry ny maro ô, ampodio izahay; ampamirapirato ny tavanao, ary aoka hovonjena Izahay.