Psalms 80:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fohazy ny herinao eo anoloan’i Efraima sy i Benjamina ary i Manase ka avia hamonjy anay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry mpiandry an’i Israely ô, mihainoa! Ianao izay mitondra an’i Josefa toy ny andian’ondry, Ianao izay mipetraka eo amin’ny Kerobima, misehoa amin’ny voninahitrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Mpiandry an’i Israely ô, mba mihainoa anay, Ianao Izay mitarika ny taranak’i Jôsefa toy ny andian’ondry; Ianao Izay mipetraka eo ambony kerobima, mba misehoa.
Malagasy Bible 1865
Fohazy ny herinao eo anoloan'i Efraima sy Benjamina ary Manase, ka avia hamonjy anay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fohazy ny herinao eo anoloan’i Efraima sy i Benjamina ary i Manase ka avia hamonjy anay!
malagasy
Fohazy ny herinao eo anoloan'i Efraima sy Benjamina ary Manase, ka avia hamonjy anay.