Psalms 80:20 — Compare Translations
2 translations compared side by side
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh, Andriamanitry ny tafika, ampodio amin’ny toetranay taloha izahay, ampamirapirato aminay ny Tavanao, dia ho voavonjy izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry TOMPO Andriamanitr’izao rehetra izao ô, mba avereno ho firenena matanjaka izahay; aoka hijery anay amin-kamorampo Ianao, dia ho voavonjy izahay!