Psalms 80:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra ô, ampodio izahay! Ampamirapirato ny tavanao mba ho voavonjy izahay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo anoloan’i Efraima, i Benjamina, i Manase, fohazy ny herinao, ka avia hamonjy anay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo anatrehan’i Efraîma sy i Benjamîna ary i Manase, fohazy ny herinao ka tongava hamonjy anay.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra ô, ampodio izahay, ka ampamirapirato ny Tavanao, ary aoka hovonjena izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra ô, ampodio izahay! Ampamirapirato ny tavanao mba ho voavonjy izahay!
malagasy
Andriamanitra ô, ampodio izahay, ka ampamirapirato ny Tavanao, ary aoka hovonjena izahay.