Psalms 80:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
RY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao ô, mandra-pahoviana no hanetroka amin’ny vavaka ataon’ny olonao ny fahatezeranao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Andriamanitra ô, ampodio izahay amin’ny toetranay taloha; ampamirapirato ny Tavanao, dia ho voavonjy izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Andriamanitr’izao rehetra izao ô, mba avereno ho firenena matanjaka izahay; aoka hijery anay amin-kamorampo Ianao, dia ho voavonjy izahay!
Malagasy Bible 1865
Jehovah, Andriamanitry ny maro ô, mandra-pahoviana no hanetroka amin'ny fivavaky ny olonao ny fahatezeranao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
RY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao ô, mandra-pahoviana no hanetroka amin’ny vavaka ataon’ny olonao ny fahatezeranao?
malagasy
Jehovah, Andriamanitry ny maro ô, mandra-pahoviana no hanetroka amin'ny fivavaky ny olonao ny fahatezeranao?[Na: na dia mivavaka aza ny olonao]