Psalms 80:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampihinana azy mofo lenan-dranomaso Ianao ary mampisotro azy ranomaso tovozina an-kapoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh Andriamanitry ny tafika, mandra-pahoviana no mbola ho tezitra amin’ny fivavahan’ny vahoakanao Ianao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry TOMPO Andriamanitr’izao rehetra izao ô, mandra-pahoviana no hotezeranao izahay ho setrin’ny vavakay vahoakanao?
Malagasy Bible 1865
Mampihinana azy mofo len-dranomaso Hianao, ary mampisotro azy ranomaso tovozina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampihinana azy mofo lenan-dranomaso Ianao ary mampisotro azy ranomaso tovozina an-kapoaka.
malagasy
Mampihinana azy mofo len-dranomaso Hianao, ary mampisotro azy ranomaso tovozina.