Psalms 80:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataonao antom-pifandirana amin’ny mifanila fonenana aminay izahay ary ny fahavalonay dia mifaly handatsa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa novelominao tamin’ny mofon-dranomaso izy, ary efa nampisotroinao ranomaso havozona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Alahelo no zary sakafo afahanao anay, ranomaso mandriaka no ampisotroinao anay.
Malagasy Bible 1865
Ataonao ho fifandirana amin'ny mifanila fonenana aminay izahay; ary ny fahavalonay mifaly handatsa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataonao antom-pifandirana amin’ny mifanila fonenana aminay izahay ary ny fahavalonay dia mifaly handatsa.
malagasy
Ataonao ho fifandirana amin'ny mifanila fonenana aminay izahay; ary ny fahavalonay mifaly handatsa.