Psalms 80:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao ô, ampodio izahay! Ampamirapirato ny tavanao mba ho voavonjy izahay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nataonao ho fifandiran’ireo mifanila toerana aminay izahay; ka efa ihomehezan’ny fahavalonay izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataonao ho fanarabin’ireo firenen-kafa izay mpifanila aminay izahay sy ho fihomehezan’ny fahavalonay.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitry ny maro ô, ampodio izahay, ka ampamirapirato ny tavanao, ary aoka hovonjena izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao ô, ampodio izahay! Ampamirapirato ny tavanao mba ho voavonjy izahay!
malagasy
Andriamanitry ny maro ô, ampodio izahay, ka ampamirapirato ny tavanao, ary aoka hovonjena izahay.