Psalms 80:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy voaloboka nafindranao avy tany Ejipta; nandroaka ny Jentilisa Ianao ka namboly azy kosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Andriamanitry ny tafika ô ampodio amin’ny toetranay taloha izahay, ampamirapirato ny Tavanao, dia ho voavonjy izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Andriamanitr’izao rehetra izao ô, mba avereno ho firenena matanjaka izahay; aoka hijery anay amin-kamorampo Ianao, dia ho voavonjy izahay!
Malagasy Bible 1865
Nisy voaloboka nafindranao avy tany Egypta; nandroaka ny jentilisa Hianao ka namboly azy kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy voaloboka nafindranao avy tany Ejipta; nandroaka ny Jentilisa* Ianao ka namboly azy kosa.
malagasy
Nisy voaloboka nafindranao avy tany Egypta; nandroaka ny jentilisa Hianao ka namboly azy kosa.