Psalms 80:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitevy teo alohany Ianao dia namaka lalina izy ka nameno ny tany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy voaloboka nongotanao tany Ejipta; nandroaka ny firenena Ianao, hambolenao azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namindra voaloboka iray avy any Ejipta Ianao ary nandroaka firenen-kafa mba hambolena azy;
Malagasy Bible 1865
Nitevy teo alohany Hianao, dia namaka lalina izy ka nameno ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitevy teo alohany Ianao dia namaka lalina izy ka nameno ny tany;
malagasy
Nitevy teo alohany Hianao, dia namaka lalina izy ka nameno ny tany.