Psalms 81:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy nihaino ny feoko ny oloko ary tsy nankatò Ahy ny Israely
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho, Iaveh, Andriamanitrao, no nitondra anao niakatra avy any an-tany Ejipta, sokafy ny vavanao dia hofenoiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria Izaho no TOMPO Andriamanitrareo Izay nampiakatra anareo hiala tany Ejipta! Atanatanao ny vavanareo, dia hofenoiko.»
Malagasy Bible 1865
Fa tsy nihaino ny feoko ny oloko; ary ny Isiraely tsy nankato Ahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy nihaino ny feoko ny oloko ary tsy nankatò Ahy ny Israely
malagasy
Fa tsy nihaino ny feoko ny oloko; ary ny Isiraely tsy nankato Ahy;