Psalms 81:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka navelako hanaraka ny ditran’ny fony izy, handehanany manaraka ny fisainan’ny tenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo tsy nihaino ny feoko ny vahoakako, tsy nakatò Ahy i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo ny vahoakako tsy nihaino Ahy, ny Israelita tsy nila Ahy,
Malagasy Bible 1865
Ka dia navelako hanaraka ny ditry ny fony Izy, handehanany manaraka ny fisainan'ny tenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka navelako hanaraka ny ditran’ny fony izy, handehanany manaraka ny fisainan’ny tenany.
malagasy
Ka dia navelako hanaraka ny ditry ny fony Izy, handehanany manaraka ny fisainan'ny tenany.