Psalms 81:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Enga anie ka hihaino Ahy ny oloko ka handeha amin’ny lalako ny Israely!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka navelako izy hanaraka ny ditran’ny fony dia nanaraka izay saim-pantany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa navelako izy hizotra amin’ny ditran’ny fony sy hanaraka izay tiany hatao.
Malagasy Bible 1865
Enga anie ka hihaino Ahy ny oloko, dia handeha amin'ny lalako ny Isiraely;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Enga anie ka hihaino Ahy ny oloko ka handeha amin’ny lalako ny Israely!
malagasy
Enga anie ka hihaino Ahy ny oloko, dia handeha amin'ny lalako ny Isiraely;