Psalms 81:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vetivety dia hampietry ny fahavalony Aho ka hamerina ny tanako hamely ny rafiny!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eh! raha mba mihaino ny foeko ny vahoakako, raha mba mandeha amin’ny lalako i Israely!...
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mba nihaino Ahy ny vahoakako, raha mba nanaraka ny torolalako ny Israelita,
Malagasy Bible 1865
Vetivety dia hampietry ny fahavalony Aho, ka hamerina ny tanako hamely ny rafiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vetivety dia hampietry ny fahavalony Aho ka hamerina ny tanako hamely ny rafiny!
malagasy
Vetivety dia hampietry ny fahavalony Aho, ka hamerina ny tanako hamely ny rafiny;