Psalms 81:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mankahala NY TOMPO dia hikoy Aminy, fa haharitra mandrakizay ny andron’ny oloko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hokorokoroiko vetivety foana ny fahavalony, hafotitro hamely ny mpampahory azy ny tanako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ho nampietreko faingana ireo fahavalony ary ho nofaiziko ireo mpampahory azy.
Malagasy Bible 1865
Izay mankahala an'i Jehovah dia hikoy aminy, ka dia haharitra mandrakizay ny andron'ny oloko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mankahala NY TOMPO dia hikoy Aminy, fa haharitra mandrakizay ny andron’ny oloko.
malagasy
Izay mankahala an'i Jehovah dia hikoy aminy, ka dia haharitra mandrakizay ny andron'ny oloko;Ary hampihinana azy vary tsara indrindra Izy; eny, tantely avy amin'ny vatolampy no hamokisako anao.