Psalms 81:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hampihinana azy vary tsara indrindra Izy; eny, tantely avy amin’ny vatolampy no hamokisako anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hidera azy ry zareo mankahala an’i Iaveh, ary ho azo antoka mandrakizay, ny faharetan’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mpankahala ny TOMPO ho nikoy tamiko; ny famaizany azy ho naharitra mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Ary hampihinana azy vary tsara indrindra Izy; eny, tantely avy amin'ny vatolampy no hamokisako anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hampihinana azy vary tsara indrindra Izy; eny, tantely avy amin’ny vatolampy no hamokisako anao.
malagasy
Ary hampihinana azy vary tsara indrindra Izy; eny, tantely avy amin'ny vatolampy no hamokisako anao.