Psalms 81:17 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vary tsara indrindra no hamelomako azy, ary tantely avy amin’ny vatolampy no hamokisako azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Israelita kosa ho nofahanany vary tsara indrindra ary ho novokisany tantely avy amin’ny vatolampy.