Psalms 81:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Asandrato ny hira ka velezo ny ampongatapaka ary tendreo ny lokanga tsara faneno mbamin’ny valiha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaova hira fifaliana ho fankalazana an’Andriamanitra herintsika. Manaova hobim-pifaliana ho fankalazana ny Andriamanitr’i Jakôba!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manaova hobim-pifaliana ho an’Andriamanitra herintsika, ankalazao ny Andriamanitr’i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
Asandrato ny hira, ka velezo ny ampongatapaka, ary tendreo ny lokanga mahafinaritra mbamin'ny valiha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Asandrato ny hira ka velezo ny ampongatapaka ary tendreo ny lokanga tsara faneno mbamin’ny valiha.
malagasy
Asandrato ny hira, ka velezo ny ampongatapaka, ary tendreo ny lokanga mahafinaritra mbamin'ny valiha.