Psalms 81:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsofy ny anjomara amin’ny voaloham-bolana, amin’ny fenovolana, dia amin’ny andro firavoravoantsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miventesa hira arahim-peon’ny ampogatapaka, sy harpa mireondreona mbamin’ny valiha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ingao ny hira, velezo ny amponga, tendreo ny lokanga tsara feo mbamin’ny valiha.
Malagasy Bible 1865
Tsofy ny anjomara amin'ny volana; eny, amin'ny feno-volana, dia amin'ny andro firavoravoantsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsofy ny anjomara amin’ny voaloham-bolana, amin’ny fenovolana, dia amin’ny andro firavoravoantsika.
malagasy
Tsofy ny anjomara amin'ny volana; eny, amin'ny feno-volana, dia amin'ny andro firavoravoantsika.