Psalms 81:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lalàna ho an’ny Israely izany ary fitsipika avy amin’Andriamanitr’i Jakoba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsofy ny anjomara amin’ny tsinam-bolana, amin’ny andro fenomanana, amin’ny andro fetintsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny tsinam-bolana sy volam-penomanana, tsofy ny trômpetra ho an’ny andro fetintsika,
Malagasy Bible 1865
Fa lalàna ho an'ny Isiraely izany, ary fitsipik'Andriamanitr'i Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lalàna ho an’ny Israely izany ary fitsipika avy amin’Andriamanitr’i Jakoba.
malagasy
Fa lalàna ho an'ny Isiraely izany, ary fitsipik'Andriamanitr'i Jakoba.