Psalms 81:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Notendreny ho vavolombelona eo amin’i Josefa izany raha nandeha namely ny tany Ejipta Izy. Nandre feo tsy fantatro aho niteny hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa didy ho an’i Israely izany; fitsipika avy amin’ny Andriamanitr’i Jakôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria lalàna ho an’ny Israelita izany, didin’ny Andriamanitr’i Jakôba,
Malagasy Bible 1865
Notendreny ho vavolombelona eo amin'i Josefa izany, raha nandeha namely ny tany Egypta Izy; nandre teny tsy fantatro aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Notendreny ho vavolombelona eo amin’i Josefa izany raha nandeha namely ny tany Ejipta Izy. Nandre feo tsy fantatro aho niteny hoe:
malagasy
Notendreny ho vavolombelona eo amin'i Josefa izany, raha nandeha namely ny tany Egypta Izy; nandre teny tsy fantatro aho.