Psalms 81:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampiala ny entana tamin’ny sorony Aho, nitsahatra tsy nitondra sobika ny tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataony lalàna ho an’i Josefa fony izy nandeha namely ny tany Ejipta. Mandre feo tsy fantatro aho:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fitsipika nataony ho an’ny taranak’i Jôsefa fony Izy namely an’i Ejipta. –Feo tsy fantatro no reko nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Nampiala ny sorony tamin'ny entana Aho; nitsahatra tsy nitondra sobiky ny tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampiala ny entana tamin’ny sorony Aho, nitsahatra tsy nitondra sobika ny tanany.
malagasy
Nampiala ny sorony tamin'ny entana Aho; nitsahatra tsy nitondra sobiky ny tànany.