Psalms 81:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fony azom-pahoriana ianao dia niantso Ahy ka nanafaka anao Aho; namaly anao tao amin’ny fiafenan’ny kotrokorana Aho ary nizaha toetra anao tao amin’ny ranon’i Meriba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanala entana ny sorony aho, dia nitsahatra tsy nitondra sobika, ny tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Nesoriko teo an-tsorokareo ny entana; ny tananareo afa-namela ny sobika mavesatra.
Malagasy Bible 1865
Fony azom-pahoriana ianao, dia niantso Ahy, ka namonjy anao Aho; namaly anao tao amin'ny fiafenan'ny kotrokorana Aho, ary nizaha toetra anao tao amin'ny ranon'i Meriba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fony azom-pahoriana ianao dia niantso Ahy ka nanafaka anao Aho; namaly anao tao amin’ny fiafenan’ny kotrokorana Aho ary nizaha toetra anao tao amin’ny ranon’i Meriba.
malagasy