Psalms 81:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa, ry oloko, fa hanambara aminao Aho! Enga anie ka hihaino Ahy ianao, ry Israely ô;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niantso tao anatin’ny fahoriana ianao dia novonjeko, namaly anao tao anatin’ny rahona mitondra ranonoram-baratra Aho, nizaha toetra anao, tao amin’ny ranon’i Meribà Aho. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony noporetina ianareo, dia niantso Ahy ka nafahako; novaliako tao anaty kotrokorana ianareo ary nozahako toetra teo amin’ny ranon’i Meribà. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Mihainoa, ry oloko, dia hambarako aminao; enga anie hihaino Ahy ianao, ry Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa, ry oloko, fa hanambara aminao Aho! Enga anie ka hihaino Ahy ianao, ry Israely ô;
malagasy
Mihainoa, ry oloko, dia hambarako aminao; enga anie hihaino Ahy ianao, ry Isiraely.