Psalms 81:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza asiana andriamanitra hafa eo aminao! Aza miankohoka amin’ny andriamanitry ny firenena hafa!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihainoa, ry vahoakako, fa misy fananarana hataoko anao; enga anie ka hihaino ahy ianao, ry Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry vahoakako, mihainoa fa mampitandrina Aho; satriko hihaino Ahy ianareo, ry Israelita:
Malagasy Bible 1865
Aza asiana andriamani-kafa eo aminao; ary aza mivavaka amin'ny andriamanitry ny firenena hafa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza asiana andriamanitra hafa eo aminao! Aza miankohoka amin’ny andriamanitry ny firenena hafa!
malagasy
Aza asiana andriamani-kafa eo aminao; ary aza mivavaka amin'ny andriamanitry ny firenena hafa.