Psalms 82:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra dia eo amin’ny fiangonan’Andriamanitra; eo amin’ireo andriamanitra no itsarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fihirana nataon’i Asafa. Eo amin’ny fiangonan’ny Tsitoha, Andriamanitra; namoaka ny teniny eo afovoan’ireo andriamanitra izy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Salamo nataon’i Asafa. Mijoro eo anivon’ny fivoriam-be Andriamanitra; eo afovoan’ireo andriamanitra Izy no mitsara ka miteny hoe:
Malagasy Bible 1865
Salamo nataon'i Asafa. Andriamanitra dia eo amin'ny fiangonan'Andriamanitra; ary eo amin'ireo andriamanitra no itsarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra dia eo amin’ny fiangonan’Andriamanitra; eo amin’ireo andriamanitra no itsarany.
malagasy
[Ny fitsaran'Andriamanitra ny mpitsara etỳ an-tany] Salamo nataon'i Asafa. Andriamanitra dia eo amin'ny fiangonan'Andriamanitra; ary eo amin'ireo andriamanitra no itsarany.