Psalms 82:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatramin’ny oviana no mbola hanaovanareo fitsarana tsy marina ka hiangaranareo amin’ny ratsy fanahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandra-pahoviana no hanaovanareo fitsarana tsy marina?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mandra-pahoviana no hanaovanareo fitsarà-mitanila ka hanafahanareo foana ny olon-dratsy? Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Mandra-pahoviana no hitsarànareo tsy marina ka ihenaranareo maso ny ratsy fanahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatramin’ny oviana no mbola hanaovanareo fitsarana tsy marina ka hiangaranareo amin’ny ratsy fanahy?
malagasy
Mandra-pahoviana no hitsarànareo tsy marina ka ihenaranareo maso ny ratsy fanahy?