Psalms 82:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
vonjeo ny madinika sy ny mahantra, sariho amin’ny tanan’ny ratsy fanahy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vonjeo ny fadiranovana sy ny tsy manana, afaho amin’ny tanan’ny ratsy fanahy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
vonjeo ny mahantra sy ny malahelo, ka afaho tsy ho voatanan’ny olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Vonjeo ny mahantra sy ny malahelo; afaho amin'ny tanan'ny ratsy fanahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
vonjeo ny madinika sy ny mahantra, sariho amin’ny tanan’ny ratsy fanahy izy.
malagasy
Vonjeo ny mahantra sy ny malahelo; afaho amin'ny tanan'ny ratsy fanahy izy.