Psalms 82:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy manam-pahalalana na mahazo an-tsaina ireny; ao amin’ny maizina no andehanany; mihorohoro ny fanambanin’ny tany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy manam-pahaizana na hazavan-tsaina ireny, fa mandeha amin’ny maizina; mihorohoro ny fanambanin’ny tany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mahalala na mahazo an-tsaina velively ianareo; ao anatin’ny haizim-paharatsiana no iraparapanareo, ka voahozongozona avokoa ny fanorenan’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Tsy mahalala na mahazo an-tsaina ireny; ao amin'ny maizina no andehanany; mihorohoro ny fanambanin'ny tany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy manam-pahalalana na mahazo an-tsaina ireny; ao amin’ny maizina no andehanany; mihorohoro ny fanambanin’ny tany rehetra.
malagasy
Tsy mahalala na mahazo an-tsaina ireny; ao amin'ny maizina no andehanany; mihorohoro ny fanambanin'ny tany rehetra.