Psalms 82:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy aho: Ianareo andriamanitra ary zanaky ny Avo Indrindra ianareo rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy aho: «andriamanitra ianareo, zanaky ny Avo indrindra avokoa ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ianareo, hoy Aho fahiny; ankohonan’ilay Avo Indrindra ianareo rehetra.
Malagasy Bible 1865
Hoy izaho: Andriamanitra ianareo, ary zanaky ny Avo Indrindra ianareo rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy aho: Ianareo andriamanitra ary zanaky ny Avo Indrindra ianareo rehetra.
malagasy
Hoy izaho: Andriamanitra ianareo, ary zanaky ny Avo Indrindra ianareo rehetra;