Psalms 82:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo ho faty tahaka ny olombelona ihany ianareo ary samy ho lavo tahaka ny mpitondra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa ho faty tahaka ny olona ihany ianareo; ho lavo tahaka izay andriandahy na iza na iza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ho faty toy ny olombelona ihany ianareo, samy hiongana tahaka ireny manampahefana ireny.»
Malagasy Bible 1865
Kanjo ho faty tahaka ny olona ihany ianareo, ary samy ho lavo tahaka ny anankiray amin'ny lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo ho faty tahaka ny olombelona ihany ianareo ary samy ho lavo tahaka ny mpitondra rehetra.
malagasy
Kanjo ho faty tahaka ny olona ihany ianareo, ary samy ho lavo tahaka ny anankiray amin'ny lehibe.Mitsangàna, Andriamanitra ô, tsarao ny tany; fa Hianao no handova ny firenena rehetra.