Psalms 82:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsangàna, Andriamanitra ô, tsarao ny tany! Fa fanananao ny firenena rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitsangàna, ry Andriamanitra ô, tsarao ny tany, fa Anao ny firenena rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, mijoroa hitsara ny tany fa Ianao no tompon’ny firenen-drehetra.
Malagasy Bible 1865
Mitsangàna, Andriamanitra ô, tsarao ny tany; fa Hianao no handova ny firenena rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsangàna, Andriamanitra ô, tsarao ny tany! Fa fanananao ny firenena rehetra.
malagasy
Mitsangàna, Andriamanitra ô, tsarao ny tany; fa Hianao no handova ny firenena rehetra.