Psalms 83:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra ô, aza mangina Ianao! Aza mihombom-bava, aza mamitsaka, Andriamanitra ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fihirana. Salamon’i Asafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tononkira. Salamo nataon’i Asafa.
Malagasy Bible 1865
Tonon-kira. Salamo nataon'i Asafa. Andriamanitra ô, aza mangina; aza mihombom-bava Hianao, ary aza mamitsaka, Andriamanitra ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra ô, aza mangina Ianao! Aza mihombom-bava, aza mamitsaka, Andriamanitra ô!
malagasy
[Fitarainana noho ny nikambanan'ny firenena maro hamely ny Isiraely] Tonon-kira. Salamo nataon'i Asafa. Andriamanitra ô, aza mangina; aza mihombom-bava Hianao, ary aza mamitsaka, Andriamanitra ô.