Psalms 83:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
levona tany Eny-Dora ireo; tonga zeziky ny tany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataovy tahaka an’i Madiàna ireo, tahaka an’i Sisarà, mbamin’i Jabìna teo amin’ny ranon’i Sisôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, ataovy tahaka an’i Siserà ireo, ataovy tahaka an’i Siserà sy i Jabîna teo amin’ny renirano Kisôna, na ataovy tahaka ny Midianita
Malagasy Bible 1865
Maty tany En-dora ireo; tonga zeziky ny tany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
levona tany Eny-Dora ireo; tonga zeziky ny tany izy.
malagasy
Maty tany En-dora ireo; tonga zeziky ny tany izy.