Psalms 83:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy tahaka an’i Oreba sy i Zeba ny olo-manankaja eo aminy; eny, ny andrianany rehetra dia ataovy tahaka an’i Zebaha sy i Zalmona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ripaka tao Andôra izy, ka tonga zeziky ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay naringana tao Haîna-Harôda ka nanjary zeziky ny tanimboly;
Malagasy Bible 1865
Ataovy tahaka an'i Oreba sy Zeba ny mpanapaka azy. Eny, ny andrianany rehetra dia ataovy tahaka an'i Zebaha sy Zaimona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy tahaka an’i Oreba sy i Zeba ny olo-manankaja eo aminy; eny, ny andrianany rehetra dia ataovy tahaka an’i Zebaha sy i Zalmona
malagasy
Ataovy tahaka an'i Oreba sy Zeba ny mpanapaka azy. Eny, ny andrianany rehetra dia ataovy tahaka an'i Zebaha sy Zaimona,