Psalms 83:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay niteny hoe: Aoka halaintsika ho antsika ny fonenan’Andriamanitra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataovy tahaka an’i Oreba sy i Zeba ny lehiben’izy ireo, ary tahaka an’i Zebea sy i Salmanà ny andriandahy rehetra aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ataovy tahaka an’i Hôreba sy i Zeeba ny andriandahiny ary tahaka an’i Zebà sy i Tsalmonà ny lehibeny rehetra,
Malagasy Bible 1865
Izay nanao hoe: aoka halaintsika ho antsika ny fonenan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay niteny hoe: Aoka halaintsika ho antsika ny fonenan’Andriamanitra!
malagasy
Izay nanao hoe: aoka halaintsika ho antsika ny fonenan'Andriamanitra.