Psalms 83:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitro ô, ataovy tahaka ny tadio ireo, dia tahaka ny akofa entin’ny rivotra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy izy: «Aoka halaintsika ho antsika, ireo fonenan’Andriamanitra!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ireo olona nilaza hoe: «Andeha halaina ho antsika ilay fonenan’Andriamanitra.»
Malagasy Bible 1865
Andriamanitro ô, ataovy tahaka ny tadio ireo, dia tahaka ny akofa entin'ny rivotra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitro ô, ataovy tahaka ny tadio ireo, dia tahaka ny akofa entin’ny rivotra,
malagasy
Andriamanitro ô, ataovy tahaka ny tadio ireo, dia tahaka ny akofa entin'ny rivotra,