Psalms 83:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho toy izany no anenjehanao azy amin’ny tadionao sy ampihorohoroanao azy amin’ny tafio-drivotrao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny afo mandevona ny ala, tahaka ny lelafo mampirehitra ny tendrombohitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny afo mandoro ala, toy ny lelafo mandrehitra tendrombohitra
Malagasy Bible 1865
Aoka ho toy izany no anafotofotoanao azy amin'ny tadionao, sy ampahatahoranao azy amin'ny tafio-drivotrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho toy izany no anenjehanao azy amin’ny tadionao sy ampihorohoroanao azy amin’ny tafio-drivotrao!
malagasy
Aoka ho toy izany no anafotofotoanao azy amin'ny tadionao, sy ampahatahoranao azy amin'ny tafio-drivotrao.