Psalms 83:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Saròny henatra ny tavany mba hitadiavany ny anaranao, TOMPO ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tahaka izany no anenjeho azy amin’ny tadionao; ampitahory azy amin’ny tafio-drivotrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
no anenjeho azy amin’ny tafio-drivotrao sy ampitahory azy amin’ny rambon-danitrao.
Malagasy Bible 1865
Sarony henatra ny tavany, mba hitadiavany ny anaranao, Jehovah ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Saròny henatra ny tavany mba hitadiavany ny anaranao, TOMPO ô!
malagasy
Sarony henatra ny tavany, mba hitadiavany ny anaranao, Jehovah ô.