Psalms 83:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho menatra sy ho azon-tahotra mandrakizay izy; eny, aoka hangaihay sy ho ringana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataovy safo-kenatra ny tavany, mba hitadiavany ny Anaranao, ry Iaveh!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saròny henatra ny tavany mba hitadiavany Anao, TOMPO ô.
Malagasy Bible 1865
Aoka ho menatra sy ho amin-tahotra mandrakizay izy; eny, aoka hangaihay sy haringana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho menatra sy ho azon-tahotra mandrakizay izy; eny, aoka hangaihay sy ho ringana izy.
malagasy
Aoka ho menatra sy ho amin-tahotra mandrakizay izy; eny, aoka hangaihay sy haringana izy.Ary aoka ho fantany fa Hianao irery ihany, Izay atao hoe Jehovah, no ilay Avo Indrindra ambonin'ny tany rehetra.