Psalms 83:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho fantany fa Ianao irery ihany, izay atao hoe NY TOMPO, no Ilay Avo Indrindra ambonin’ny tany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka izy ho menatra sy ho raiki-tahotra mandrakizay, sy hangaihay ary ho azon’ny fandringanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ho menatra sy ho raiki-tahotra izy hatrany amin’ny mandrakizay ka hangaihay sy ho ringana!
Malagasy Bible 1865
Ary aoka ho fantany fa Hianao irery ihany, Izay atao hoe Jehovah, no ilay Avo Indrindra ambonin'ny tany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho fantany fa Ianao irery ihany, izay atao hoe NY TOMPO, no Ilay Avo Indrindra ambonin’ny tany rehetra.
malagasy
Ary aoka ho fantany fa Hianao irery ihany, Izay atao hoe Jehovah, no ilay Avo Indrindra ambonin'ny tany rehetra.