Psalms 83:19 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho fantany fa Ianao - dia Iaveh no Anaranao, - Ianao ihany no ilay Avo indrindra ambonin’ny tany rehetra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary aoka ho fantany fa Ianao ihany no TOMPO, ilay Avo Indrindra, eto ambonin’ny tany tontolo!